Hello world!

Bjr daholo namana a!

Faly miarahaba anao tongasoa eto!

Ny andro voalohany nanokafako ity Blaogiko ity dia teo am pandrina andro maromaro aho fa tsy salama,nanaintaina avokoa ny tenako manontolo nefa tao dia tsapako fa mbola teo Ilay Andriamanitra lehibe izay mpandahatra ny zavatra rehetra.Ary sahiko ny milaza fa TSY MATY ANTOKA IZAY MIANDRY AZY @ FAHATOKIANA TANTERAKA